Entry (1/2) | 1 mafana |
Root | 2 fana |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Tsy mangatsiaka, tsaroana fa somary mahamay: Efa mafana ny rano 5 Mahatonga ny tena hahatsiaro hafanana, madisadisa ohatra ny tenehina: Mafana izany andro izany 6 Mitana hafanana, manome hafanana: Akanjo mafana 7 Sady betsaka no mihetsiketsika fatratra: Mafana ny asa atỳ avaratra atỳ, izany! 8 Enti-milaza olona mampiseho fahazotoana, fahavitribitrihana amin' ny asa ataony (matetika anefa ny hoe mafana fo no ampiasaina amin' itỳ hevitra farany itỳ): Mafana Rangahy iny rehefa miasa [1.1] |
Explanations in English |
9 warm, hot [1.2, 1.7] |
Explanations in French |
10 chaud; qui a chaud [1.8] |
Examples |
11 sakafo mafana miditra an-kibo ihany no odiny. [2.470] 12 Nohanina ihany, saingy nalona ela tami' ny rano mafana vao laitry ny nify. [2.472] |
Derivatives |
|
Analogs | 14 mafotaka, mangotraka15 marimaritra, ngorovitsika, afa-dranompanala, mahalala tondro, matimaty, mahamay, mandevy, mavaivay, mangotraka, mandoro, mivadibadika, mampitsovaka, mahavotsotra |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Toponyms |
|
Proverbs | 23 Proverbs containing the word mafana |
Entry (2/2) | 24 Mafana |
Elementary words | 25 mafana |
Part of speech | 26 name (toponym) |
Vocabulary |
27 Geography: towns |
Tables and plates |
28 Full list |
Anagrams | 29 famana, Mafana, mafana, manafa, famana, Mafana, mafana, manafa |
Updated on 2023/05/27 |