Index |
|
|
|
Proverbs : lalovana
|
|
|
Proverb 1 | Lalovan-konenana toa tany. [2.558 #1693]
|
|
|
Proverb 2 | Toram-poana, tahaka an-drangahy Andriandambo, nolalovan' ny basin-dRabevitsika. [2.558 #270]
Toram-poana tahaka an-drangahy Andriandambo nolalovan' ny vava basin-dRabevitsika. [2.415 #5734, 2.653 #3146]
|
French translation | Défaillir pour un rien, comme monsieur Andriandambo près duquel a passé la gueule du fusil de Rabevitsika. [2.415]
|
|
|
Proverb 3 | Tsy mba ny tenda holalovana fa ny kibo hitoerana. [2.415 #5315, 2.558 #4561, 2.653 #3397]
|
French translation | Ce n' est pas le gosier où l' on ne fait que passer, mais le ventre où l' on demeure. [2.415 #5315]
|
French interpretation | Se disait de l' endroit où l'on fera une demeure fixe. [2.415 #5315]
|
|
|
Index |
|
|