Entry | 1 lalovana |
Root | 2 lalo |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Aleha eo akaiky nefa tsy idirana: Aza lalovana fotsiny ny sakaiza 5 Seranina eo akaiky: Lalovan' ny renirano ny tanananay 6 Tsy raharahaina: Tsy tsara raha lalovan' ny ankizy ny tenin' ny ntaolo 7 Dinganina: Tsy tokony holalovana ny ray aman-dreninao amin' izany raharaha izany [1.1] |
Explanations in English |
8 to be passed by [1.2] |
Morphology |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word lalovana |
Updated on 2023/01/20 |