|
|
|
|

Chapters and verses mentioning Karmela

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 12.22 The king of Kedesh, one; the king of Jokneam of Carmel, one; ny mpanjakan' i Kadesy, iray; ny mpanjakan' i Jokneama any Karmela, iray; ny mpanjakan' i Kadesa, iray; ny mpanjakan' i Jakanàna any Karmela, iray; Le roi de Qédesh, un; le roi Yoqnéam au Carmel, un;
...............
Jos 15.55 Maon, Carmel, and Ziph, and Juttah, Maona sy Karmela sy Zifa sy Jota Maona, Karmela, Zifa, Jotà, Maôn, Karmel, Ziph, Yutta,
...............
Jos 19.26 And Alammelech, and Amad, and Misheal; and reacheth to Carmel westward, and to Shihorlibnath; sy Alameleka sy Amada sy Misala, dia nihatra any Karmela eo andrefana sy Sihora-libnata, Elmeleka, Amaala sy Mesaby; ary eo andrefana, dia nipaka tamin' i Karmela sy Sihora-Labanata, Alammélek, Améad et Mishéal; il touchait le Carmel à l' ouest et le cours du Libnat.

  1st Samuel 1 Samoela Samoela I 1er Livre de Samuel
...............
1Sm / 1Sam 15.12 And when Samuel rose early to meet Saul in the morning, it was told Samuel, saying, Saul came to Carmel, and, behold, he set him up a place, and is gone about, and passed on, and gone down to Gilgal. Ary nifoha maraina koa Samoela hitsena an' i Saoly, dia nisy nilaza tamin' i Samoela hoe: Saoly efa tonga ato Karmela, ary, indro, izy nanorina fahatsiarovana ho azy, dia nihodina ka nandroso nidina ho any Gilgala. Nifoha maraina koa Samoela hitsena an' i Saola, dia nisy nilaza tamin' i Samoela hoe: Tany Karmela Saola nanangana tsangam-bato ho azy, ary avy eo izy dia niverina dia nandroso lavidavitra sy nidina nankany Galgalà. Le matin, Samuel partit à la rencontre de Saül. On lui donna cette information : " Saül est allé à Karmel pour s' y dresser un trophée, puis il est reparti plus loin et il est descendu à Gilgal. "
...............
1Sm / 1Sam 25.2 And there was a man in Maon, whose possessions were in Carmel; and the man was very great, and he had three thousand sheep, and a thousand goats: and he was shearing his sheep in Carmel. Tany Maona nisy lehilahy anankiray, ary tany Karmela ny fananany. Mpanan-karem-be izy: telo arivo ny ondriny ary arivo ny osiny, ary tao Karmela izy tamin' izay noho ny fanetezana ny ondriny. Il y avait à Maôn un homme, qui avait ses affaires à Karmel; c'était un homme très riche, il avait trois mille moutons et mille chèvres, et il était alors à Karmel pour la tonte de son troupeau.
...............
1Sm / 1Sam 25.5 And David sent out ten young men, and David said unto the young men, Get you up to Carmel, and go to Nabal, and greet him in my name: Naniraka zatovo folo lahy Davida ary hoy Davida tamin' ny zatovo nanao hoe: Miakara any Karmela hianareo, dia mankanesa ao amin' i Nabala, ka miarahabà azy amin' ny anarako. envoya dix garçons auxquels il dit : " Montez à Karmel, rendez-vous chez Nabal et saluez-le de ma part.
...............
1Sm / 1Sam 25.7 And now I have heard that thou hast shearers: now thy shepherds which were with us, we hurt them not, neither was there ought missing unto them, all the while they were in Carmel. Ary ankehitriny reko fa mby ao aminao ny mpanety. Ary ny mpiandry ondrinao dia nitoetra tany aminay, ka tsy nisy nampalahelovanay azy, tsy nisy nalaina taminy nandritra ny andro rehetra nitoerany tany Karmela. Maintenant, j' apprends que tu as les tondeurs. Or tes bergers ont été avec nous, nous ne les avons pas molestés et rien de ce qui leur appartenait n' a disparu, tout le temps qu' ils furent à Karmel.
...............
1Sm / 1Sam 25.40 And when the servants of David were come to Abigail to Carmel, they spake unto her, saying, David sent us unto thee, to take thee to him to wife. Nony tonga tany Karmela amin' i Abigaila ny mpanompon' i Davida, dia niteny taminy hoe: Nirahin' i Davida ho aty aminao izahay, ny amin' ny hakany anao ho vadiny. Les serviteurs de David vinrent donc trouver Abigayil à Karmel et lui dirent : " David nous a envoyés vers toi pour te prendre comme sa femme. "
...............
1Sm / 1Sam 27.3 And David dwelt with Achish at Gath, he and his men, every man with his household, even David with his two wives, Ahinoam the Jezreelitess, and Abigail the Carmelitess, Nabal' s wife. Ary nitoetra tao amin' i Akisy tao Gata Davida, dia izy sy ny olony, samy nomban' ny ankohonany avy, ary Davida mbamin' ny adiny roa, dia Ahinoama Jezirelita sy Abigaila Karmelita, ilay novinadin' i Nabala. Dia nitoetra teo amin' i Akisa, tany Geta Davida sy ny olony, samy nomban' ny fianakaviany avy, ary nomba an' i Davida izy roa vavy, dia Akinoama avy any Jezraela, sy Abigaila avy any Karmela, ilay novinadin' i Nabala. David s'établit auprès d' Akish à Gat, lui et ses hommes, chacun avec sa famille, David avec ses deux femmes, Ahinoam de Yizréel et Abigayil, la femme de Nabal de Karmel.
...............
1Sm / 1Sam 30.5 And David' s two wives were taken captives, Ahinoam the Jezreelitess, and Abigail the wife of Nabal the Carmelite. Ary voababo koa izy roa vavy vadin' i Davida, dia Ahinoama Jezirelita sy Abigaila, ilay novinadin' i Nabala Karmelita. Lasan-ko babo mbamin' izy roa vavy, vadin' i Davida, dia Akinoama avy any Jezraela, sy Abigaila avy any Karmela, ilay novinadin' i Nabala. Les deux femmes de David avaient été emmenées captives, Ahinoam de Yizréel et Abigayil, la femme de Nabal de Karmel.

  2nd Samuel 2 Samoela Samoela II 2ème Livre de Samuel
...............
2Sm / 2Sam 2.2 So David went up thither, and his two wives also, Ahinoam the Jezreelitess, and Abigail Nabal' s wife the Carmelite. Dia niakatra nankany Davida mbamin' ny vadiny roa, dia Ahinoama Jezirelita sy Abigaila, ilay novinadin' i Nabala Karmelita. Dia niakatra tany Davida mbamin' ny vadiny roa, Akinoama avy any Jezraela sy Abigaïla avy any Karmela, ilay novinadin' i Nabala. David y monta et aussi ses deux femmes, Ahinoam de Yizréel et Abigayil, la femme de Nabal de Karmel.
...............
2Sm / 2Sam 3.3 And his second, Chileab, of Abigail the wife of Nabal the Carmelite; and the third, Absalom the son of Maacah the daughter of Talmai king of Geshur; ary Kileaba, tamin' i Abigaila, ilay novinadin' i Nabala Karmelita, no lahiaivo; ary ny fahatelo dia Absaloma, zanak' i Maka, zanakavavin' i Talmay, mpanjakan' i Gesora; Keleaba naterak' i Abigaïla avy any Karmela, ilay novinadin' i Nabala, no lahiaivo; Absaloma, zanak' i Maakà, zanakavavin' i Tolmaia, mpanjakan' i Gesora, no fahatelo; son cadet Kiléab, né d' Abigayil, la femme de Nabal de Karmel; le troisième Absalom, fils de Maaka, la fille de Talmaï roi de Geshur;
...............
2Sm / 2Sam 23.35 Hezrai the Carmelite, Paarai the Arbite, Hezray Karmelita, Paray Arbita, Hesraia avy any Karmela; Faraia avy any Arbia. Hèçraï, de Karmel. Paaraï, d' Arab.

  1st Book of Kings 1 Mpanjaka Mpanjaka I 1er Livre des Rois
...............
1Mp 18.19 Now therefore send, and gather to me all Israel unto mount Carmel, and the prophets of Baal four hundred and fifty, and the prophets of the groves four hundred, which eat at Jezebel' s table. Ary ankehitriny maniraha hamory ny Isiraely rehetra hihaona amiko any an-tendrombohitra Karmela, ary ny mpaminanin' i Bala dimam-polo amby efa-jato sy ny mpaminanin' ny Aseraha efa-jato, izay mihinana eo amin' ny latabatr' i Jezebela. Koa ankehitriny, maniraha olona hamory an' Israely rehetra ao amiko, any an-tendrombohitra Karmela, mbamin' ny mpaminanin' i Baala dimampolo amby efa-jato sy ny mpaminanin' i Astarte efa-jato, izay mihinana amin' ny latabatr' i Jezabela. Maintenant, envoie rassembler tout Israël près de moi sur le mont Carmel, avec les quatre cent cinquante prophètes de Baal, qui mangent à la table de Jézabel. "
1Mp 18.20 So Ahab sent unto all the children of Israel, and gathered the prophets together unto mount Carmel. Dia naniraka tany amin' ny Zanak' Isiraely rehetra Ahaba ka namory ny mpaminany ho any an-tendrombohitra Karmela. Dia naniraka nankany amin' Israely rehetra Akaba sy namory ny mpaminany ho any an-tendrombohitra Karmela. Achab convoqua tout Israël et rassembla les prophètes sur le mont Carmel.
...............
1Mp 18.42 So Ahab went up to eat and to drink. And Elijah went up to the top of Carmel; and he cast himself down upon the earth, and put his face between his knees, Dia niakatra hihinana sy hisotro Ahaba. Fa Elia kosa niakatra ho eo an-tampon' i Karmela, dia niankohoka tamin' ny tany, ary ny lohany nataony teo anelanelan' ny lohaliny Dia niakatra hihinana sy hisotro Akaba, fa Elia kosa niakatra ho any an-tampon' i Karmela, sady niondrika tandrifin' ny tany, no nanao ny tarehiny tao anelanelan' ny lohaliny, Pendant qu' Achab montait pour manger et boire, Élie monta vers le sommet du Carmel, il se courba vers la terre et mit son visage entre ses genoux.

  2nd Book of Kings 2 Mpanjaka Mpanjaka II 2ème Livre des Rois
...............
2Mp 2.25 And he went from thence to mount Carmel, and from thence he returned to Samaria. Dia niala teo Elisa ka nankany an-tendrombohitra Karmela, ary avy tao no niverenany any Samaria. Avy ao izy dia nankany an-tendrombohitra Karmela; avy ao indray dia niverina ho any Samaria. Il alla de là au mont Carmel, puis il revint à Samarie.
...............
2Mp 4.25 So she went and came unto the man of God to mount Carmel. And it came to pass, when the man of God saw her afar off, that he said to Gehazi his servant, Behold, yonder is that Shunammite: Dia lasa ravehivavy nankany amin' ny lehilahin' Andriamanitra tany an-tendrombohitra Karmela. Ary raha vao tazan' ny lehilahin' Andriamanitra avy erý izy, dia hoy izy tamin' i Gehazy zatovony: Ilay Sonemita lahy iry; Dia lasa izy, nankany amin' ilay olon' Andriamanitra tany an-tendrombohitra Karmela. Vao nahatazana azy teny lavidavitra teny ity olon' Andriamanitra dia nanao tamin' i Giezi mpanompony hoe: Indrý ilay vehivavy Sonamita, elle partit et alla vers l' homme de Dieu, au mont Carmel. Lorsque l' homme de Dieu la vit de loin, il dit à son serviteur Géhazi : "Voici cette bonne Shunamite.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
1Tt / 1Tan 3.1 Now these were the sons of David, which were born unto him in Hebron; the firstborn Amnon, of Ahinoam the Jezreelitess; the second Daniel, of Abigail the Carmelitess: Ary izao no zanakalahin' i Davida, izay naterany tao Hebrona: Amnona, zanak' i Ahinoama Jezirelita, no lahimatoa; ary Daniela, zanak' i Abigaila Karmelita, no lahiaivo; Ireto no zanakalahin' i Davida naterany tany Hebrona: Amona lahimatoa, zanak' i Akinoama, avy any Jezraela, Daniela zanak' i Abigaila avy any Karmela, lahiaivo, Voici les fils de David qui lui naquirent à Hébron : Amnon l' aîné, d' Ahinoam de Yizréel; Daniyyel le deuxième, d' Abigayil de Karmel;
...............
1Tt / 1Tan 11.37 Hezro the Carmelite, Naarai the son of Ezbai, sy Hezro Karmelita sy Naray, zanak' i Ezbay, Ahia avy any Felona; Hesrao avy any Karmela; Heçro de Karmel, Naaraï fils d'Ézbaï,

  2nd Book of Chronicles 2 Tantara Tantara II 2ème Livre des Chroniques
...............
2Tt / 2Tan 26.10 Also he built towers in the desert, and digged many wells: for he had much cattle, both in the low country, and in the plains: husbandmen also, and vine dressers in the mountains, and in Carmel: for he loved husbandry. Ary nanao tilikambo tany an-efitra koa izy sady nihady lavaka maro ho famorian-drano; fa izy nanana omby aman' ondry betsaka teny an-tany lemaka sy teny an-tanety ary mpiasa koa sy mpamboatra tanim-boaloboka teny an-tendrombohitra sy teny Karmela koa; fa tia asa tany izy. Nanao tilikambo tany an' efitra koa izy; ary nihady lavaka famorian-drano betsaka, fa nanana biby fiompiny maro tany; sy tany amin' ny Sefela mbamin' iny tany lemaka avo, ary nanana mpiasa amam-pamboly voaloboka koa tany an-tendrombohitra sy tany Karmela, fa tia asa tany izy. Il construisit aussi des tours dans le désert et creusa de nombreuses citernes, car il disposait d' un cheptel abondant dans le Bas-Pays et sur le Plateau, de laboureurs et de vignerons dans les montagnes et les vergers; il avait en effet le goût de l' agriculture.

      Jodita Livre de Judith
...............
Jdt 1.8 ny vahoaka any Karmela sy Sedara, ny monina any Galilea, amin' ny tany lemaka lehibe Esdrelona, aux peuplades du Carmel, de Galaad, de la Haute-Galilée, de la grande plaine d' Esdrelon,

  The Song of Songs Tononkira Tononkira Le Cantique des Cantiques
...............
Ton 7.6 How fair and how pleasant art thou, O love, for delights! Ny lohanao dia tahaka an' i Karmela, ary ny volon-dohanao milantolanto dia somary volomparasy. Voatanan' ny volo olioly ny mpanjaka! Ny lohanao mipetraka eo amboninao tahaka an' i Karmela, ny volon-dohanao tahaka ny jaky mena; voasinton' ny fiolikoliny ny mpanjaka. Ton chef se dresse, semblable au Carmel, et ses nattes sont comme la pourpre; un roi est pris à tes boucles.

  Book of Isaiah Isaia Izaia Livre d'Isaïe
...............
Isa / Iz 33.9 The earth mourneth and languisheth: Lebanon is ashamed and hewn down: Sharon is like a wilderness; and Bashan and Carmel shake off their fruits. Misaona ny tany ka milofika; Menatra Libanona ka malazo; Efa tonga tahaka ny tani-hay Sarôna, Ary manintsana Basana sy Karmela. Misaona sy milofika ny tany; menatra sy malazo i Libàna, zary sahala amin' i Arabah i Sarona, manitsan-dravina Basàna sy Karmely. Endeuillée, la terre languit. Couvert de honte, le Liban se dessèche, Saron est devenue comme la steppe, Bashân et le Carmel frémissent.
...............
Isa / Iz 35.2 It shall blossom abundantly, and rejoice even with joy and singing: the glory of Lebanon shall be given unto it, the excellency of Carmel and Sharon, they shall see the glory of the Lord, and the excellency of our God. Mamony be dia be izy, eny, mifaly mihoby izy, ny voninahitr' i Libanona dia homena azy mbamin' ny hatsaran-tarehin' i Karmela sy Sarôna, dia hahita ny voninahitr' i Jehovah izy sy ny famirapiratan' Andriamanitsika. ary hamony tahaka ny narisisa; hirakotra voninkazo sy hientan-kafaliana ary hanao hoby firavoravoana izy. Homena azy ny voninahitr' i Libàna mbamin' ny hakanton' i Karmely sy Sarona. Izy ireo hahita ny voninahitry ny Tompo, sy ny famirapiratan' ny Andriamanitsika. qu' elle se couvre de fleurs, qu' elle exulte de joie et pousse des cris, la gloire du Liban lui a été donnée, la splendeur du Carmel et de Saron. C' est eux qui verront la gloire de Yahvé, la splendeur de notre Dieu.

  Book of Jeremiah Jeremia Jeremia Livre de Jérémie
...............
Jer / Jr 46.18 As I live, saith the King, whose name is the Lord of hosts, Surely as Tabor is among the mountains, and as Carmel by the sea, so shall he come. Raha velona koa Aho, hoy ny Mpanjaka, Jehovah, Tompon' ny maro, no anarany: Tahaka an' i Tabara amin' ny tendrombohitra, sy tahaka an' i Karmela ao amoron-dranomasina, dia ho tahaka izany no hihaviany. Velona aho, - teny marin' ny Mpanjaka, tompon' ny anarana hoe: Iavehn' ny tafika: Tahaka an' i Tabora eo amin' ny tendrombohitra, tahaka an' i Karmela, eo ambonin' ny ranomasina, dia tamy izy. Aussi vrai que je vis oracle du Roi dont le nom est Yahvé Sabaot il va venir, pareil au Tabor parmi les monts, au Carmel surplombant la mer.
...............
Jer / Jr 50.19 And I will bring Israel again to his habitation, and he shall feed on Carmel and Bashan, and his soul shall be satisfied upon mount Ephraim and Gilead. Ary hampodiko ho any amin' ny saha fiandrasana azy indray ny Isiraely, ka hihinana ao Karmela sy Basana izy; Ary any an-tany havoan' i Daima sy Gileada no hahavoky azy. Dia hampodiko ho any amin' ny fonenany indray Israely ka hiraotra eny Karmela sy eny Basàna izy; ary eny an-tendrombohitr' i Efraima sy Galaada, izy no handeha hivoky. Et je vais ramener Israël à son pacage pour qu' il paisse au Carmel et en Bashân; sur la montagne d' Ephraïm et en Galaad, il sera rassasié.

  Book of Amos Amosa Amosy Livre d'Amos
...............
Amo / Am 1.2 And he said, The Lord will roar from Zion, and utter his voice from Jerusalem; and the habitations of the shepherds shall mourn, and the top of Carmel shall wither. Ary hoy izy: Jehovah mierona ao Ziona ary mampikotroka any Jerosalema; Ny saha fiandrasana ondry dia mitomany ary maina ny tampon' i Karmela. Hierona avy ao Siona Iaveh; ary hampandre ny feony avy ao Jerosalema izy; ny tany fiandrasan' ny mpiandry ondry, hisaona; ary ny tampon' i Karmela, ho maina. Il dit : De Sion, Yahvé rugit, et de Jérusalem, il donne de la voix; les pacages des bergers sont en deuil et le sommet du Carmel se dessèche.
...............
Amo / Am 9.3 And though they hide themselves in the top of Carmel, I will search and take them out thence; and though they be hid from my sight in the bottom of the sea, thence will I command the serpent, and he shall bite them: Ary na dia miery any an-tampon' i Karmela aza izy, dia any no hitadiavako sy hangalako azy; Ary na dia manafin-tena any ambanin' ny ranomasina aza izy, mba tsy ho hitan' ny masoko, dia any no handidiako ny menarana, ka hanaikitra azy. Raha miery any an-tampon' i Karmela izy, hotadiaviko any, sy halaiko ihany; ary raha miafina ny masoko any anaty ranomasina izy, hodidiako hanaikitra any ny bibilava. s' ils se cachent au sommet du Carmel, là j' irai les chercher et les prendre; s' ils se dérobent à mes yeux au fond de la mer, là je commanderai au Serpent de les mordre;

  Book of Micah Mika Mikea Livre de Michée
...............
Mik / Mi 7.14 Feed thy people with thy rod, the flock of thine heritage, which dwell solitarily in the wood, in the midst of Carmel: let them feed in Bashan and Gilead, as in the days of old. Ny tehinao no ento miandry ny olonao, Dia ny ondry lovanao, Izay monina mitokana, dia any an' ala ao an-tampon' i Karmela; Aoka handrasana any Basana sy Gileada ireny Toy ny tamin' ny andro taloha ela. Andraso amin' ny tehinao ny vahoakanao dia ny ondry lovanao, izay monina mitokana any an' ala, eo afovoan' i Karmela; aoka hiraoka any Basàna sy any Galaada izy, toy ny tamin' ny andro taloha. Fais paître ton peuple sous ta houlette, le troupeau de ton héritage, qui demeure isolé dans les broussailles, au milieu des vergers. Puisse-t-il paître en Bashân et en Galaad comme aux jours antiques!

  Book of Nahum Nahoma Nahoma Livre de Nahum
...............
Nah Na 1.4 He rebuketh the sea, and maketh it dry, and drieth up all the rivers: Bashan languisheth, and Carmel, and the flower of Lebanon languisheth. Miteny mafy ny ranomasina izy ka mahatankina azy Ary mandritra ny ony rehetra; Malazo Basana sy Karmela. Ary malazo koa ny vonin' i Libanona. Mandrahona ny ranomasina izy dia ataony maina; ary ataony ritra ny ony rehetra. Malazo Basàna sy Karmely, malazo koa ny zava-manirin' i Libàna. Il menace la mer, il la met à sec, il fait tarir tous les fleuves. ... flétris sont Bashân et le Carmel, flétrie la verdure du Liban!