|
|
|
|

Entry (1/3)1  akisa
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Ady tadiavina amin' ny zavatra tsy misy antony, ady amin' ny tsinontsinona: Mila akisa lava izao amin' Ikoto ny zanaky ny ato avaratra [1.1]
Synonyms  4  kisa
Analogs  5  tonony, vaniny, antsongony, antsontsany, antendrivary

Entry (2/3)6  akisa
Part of speech  7  adjective
Explanations in Malagasy  8  Mpampihomehy, mpanao kivazivazy, tia vosotra, tia sangy [1.1]
Explanations in English  9  affable, agreeable, playful, jocular, amusing; good, pretty, handsome. [1.2]
Explanations in French  10  plaisant, agréable, bonasse, jovial [1.3]
Derivatives 
11  Adjectives :
Analogs  12  mahatsikaiky, hatsikana, arira, satriatria, mariadriaka

Entry (3/3)13  Akisa
Part of speech  14  name (biblical)
Explanations in English  15  Achish [2.996]
Explanations in French  16  Akish [2.996]
Vocabulary  17  Holy Scriptures
Synonyms  18  akisy, akisy
Biblical quotes  19  Chapters and verses mentioning Akisa
Tables and plates  20  Full list

Anagrams  21  akisa, asika, isaka, kasia, saika, sakia, siaka

Updated on 2020/07/31