Entry | voambolana | ||||
Elementary words | voa ; volana | ||||
Part of speech | noun | ||||
Explanations in Malagasy | Fitambaran' ny teny rehetra fampiasa amin' ny sampam-pahaizana iray Rakibolana nofintinina [1.1] | ||||
Voanteny fampiasa manokana amina seha-pahalalana na sehatrasa Boky mirakitra ny tanisateny fampiasa manokana eo amin' ny sehatra iray ka amin' izany ny teny iditra tsy voatery anolorana ny fahalalana rehetra mety ilain' ny mpampiasa Lisitra araka ny abidia sy fanazavana ny voambolan-tsehatra manokana, ohatra momba ny tranomboky, nampiasana teo anatin' ny boky [1.62] | |||||
Explanations in French | Lexique [1.13] | ||||
Vocabulaire [1.66, 1.67] | |||||
Examples |
| ||||
Vocabulary | Linguistics | ||||
Compound words |
| ||||
Titles | |||||
Analogs | voanteny | ||||
Updated on 2023/07/30 |