Entry 1/2 |
taloha
|
Elementary words | t~ ;
aloha |
Part of speech | preposition, past form
|
Explanations in Malagasy | Tranainy: Efa fomba taloha izany ~ Teraka talohan-dRakoto Rabe Tamin' ny andro tany aloha ela, fahiny: Taloha, nisy ala teto antampon' itý tanàna
[1.1]
|
Explanations in English | Before, formerly, former. [1.2]
|
| Before [1.7]
|
Explanations in French | Avant (temps passé) [1.8]
|
Examples |
1 | Tsaroako indray ny nanjo ahy taloha.
[2.4]
|
2 | Taloha kosa ny kilalao foronina no betsaka.
[2.117]
|
|
Vocabulary |
|
Entry 2/2 |
taloha
(aloha)
|
Part of speech | adverb, past form
|
Explanations in English | Formerly [1.7]
|
Explanations in French | Autrefois [1.8]
|
Vocabulary |
Compound words |
|
|