|
|
|
|

Entry1  soso-kevitra
Part of speech  2  locution
Vocabulary  3  Philosophy
Explanations in Malagasy  4  Hevitra hafa noho ilay voalohany izay mety hanamafy kokoa na hitsipaka mihitsy aza ny mikasika izay nodinihina; tolokevitra atao mba hanampy ny efa voalaza na hasolo azy mihitsy fa heverina ho metimety kokoa [1.1]
Explanations in French  5  Suggestion [1.5]
Examples  6  Misy kosa anefa sosokevitra azo atolotra ary hanampy hampisondrotra ny fari-piainana. [4.27#]
7  Nanome sosokevitra ahy ny evekako hiara-mipetraka fotoana fohy amin' ireo fianakaviana faran' izay sahirana ireo aloha, izay vao misafidy ny hijanona miaraka aminy raha tiako. [1.369#]
Elementary words  8  sosoka, hevitra

Updated on 2023/03/09