|
|
|
|

Entry (1/2)1  sosoka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Kofehy asisika amin' ny fahan' ny lamba iray efa misy marambato mba hanamafy azy
4  Izay anampy ny efa misy
5  Izay ambolena asolo ny efa tsy naniry [1.1]
Explanations in French  6  reprise [1.13]
7  (sens général : ce que l'on intercale ; le bois tendre servait à faire les couvre-joints) [Tanala] [1.196]
Examples  8  Novidina vaovao ihany daholo izany akanjonay rehetra izany, saingy ela mihitsy vao nisolo, ka zary efa feno sosoka sy tampitampina daholo. [2.472]
9  Ahoana no tsy hiresahina etoana ny Lalàmpanorenan' i Etazonia, izay tsy niova hatramin' ny nanoratana azy tamin' ny 1787 kanefa nohatevenina tamin' ny sosoka fito amby roapolo tao anatin' ny 220 taona? [4.27#]
Vocabulary  10  Economy: clothing
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Passive verbs :
13  Relative verbs :
14  Names :
15  Adjectives :
Compound words 

Entry (2/2)17  sosoka
Part of speech  18  noun
Explanations in French  19  Protorhus sericea Engl. (Anacardiaceae). [Tanala] [1.196]
Vocabulary  20  Botany
Scientific name 

Updated on 2023/08/11