Entry | 1 mijery |
Root | 2 jery |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 mihevitra [Sihanaka]
[1.78] 5 Manatodika ny maso any amin' olona na zavatra iray mba hahita azy: Sady nijery ahy izy no niteny izany 6 Mitazana: Aza mandany andro mijery eo am-baravarankely eo ianao 7 Mitandrina: Nahoana no tsy mijery izay ataonao akory ianao 8 Mihevitra: Tsy mijery afatsy ny fahamendrehany aho, / Mikarakara: Rakoto ve hijery ny mahantra 9 Mahita ka tsy miraharaha, tsy milaza: Aza mijery arma an-tava 10 Misy hevitra iraisana: mitily, mitsikilo, mizaha taratra, manazangazana, manarangarana, mangarangarana, mitaratra, manompirana, mangala-pijery, manao jery vilana, manao very maso, mitsipalotra (ny maso), mitodika, miherika, mangarika, mandritika, mijery ambony, miandrandra [1.1] |
Explanations in English |
11 to look at [1.7] |
Explanations in French |
12 regarder [1.8] |
Examples |
13 Misy fetra ny fahazakan' ny olona mijery na manao zava-doza. [2.472] |
Morphology |
|
Synonyms | 18 mila jery |
Analogs | 19 Mitazana, mikandrana, mitanjo, manopy maso, mitsirika, manombana, mibandrina, mivandrina, mivandraka, mivandravandra, mibanjina |
Compound words |
|
Proverbs | 23 Proverbs containing the word mijery |
Updated on 2023/01/20 |