Entry (1/2) | 1 mivandravandra |
Root | 2 vandravandra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mijery amin' ny maso midiridiry feno hatezerana: Nivandravandra erý izy nijery ahy niteny azy 5 Miharihary, miseho tsara: Mivandravandra izao ny ratsy nataonao [1.1] |
Explanations in English |
6 to be glassy-eyed; to glare, to look fierce [1.7] |
Explanations in French |
7 avoir le regard menaçant [1.8] |
Examples |
8 nivandravandra ahy izy mianaka. [2.471] 9 Vao nanomboka niteny Ravoahangy, dia nivandravandra ny miaramilam-potaka nijery azy. [2.472] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 14 mivandravandrà |
Root | 15 vandravandra |
Part of speech | 16 imperative of active verb mivandravandra |
Explanations in Malagasy |
17 [1.1] |
Explanations in French |
18 [1.3] |
Tables and plates |
19 All the active imperatives |
Anagrams | 20 mivandravandra, mivandravandrà, mivandravandra, mivandravandrà |
Updated on 2023/01/20 |