|
|
|
|

Entry (1/2)1  mifankahala (hala)
Part of speech  2  active verb
Vocabulary  3  Emotions
Explanations in Malagasy  4  Samy tsy tia ny ankilany avy [1.1]
Explanations in English  5  to hate one another [1.2]
Explanations in French  6  se haïr mutuellement [1.3#442]7  se détester réciproquement [1.107]
Examples  8  Samy vinitra izy roa, mifankahala mafy sahady. [1.437#]
9  Efitra faharoa kosa, dia ilay iarahany amin' ny olombelona tahaka azy: dia izy mifanerasera sy mifampikasoka, ka mifankatia na mifankahala, mifamalifaly na mifanorisory. [2.296#]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :

Entry (2/2)14  mifankahalà (hala)
Part of speech  15  imperative of active verb mifankahala
Explanations in Malagasy  16  [1.1]
Explanations in French  17  [1.3]
Tables and plates  18  All the active imperatives

Anagrams  19  mifankahala, mifankahalà, mifankahala, mifankahalà

Updated on 2023/01/20