Entry | maneso (eso) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Manao tsinontsinona, manebaka, manatsizarizary: Tsy tsara ny maneso ny mahantra Mihomehy, mamazivazy, mananihany, manaraby: Tezitra ny mpampianatra fa nisy naneso azy, hono, ny iray tamin' ny mpianany [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To scorn, to mock [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Mépriser, se moquer de [1.8] | ||||||||
Examples | ary ny hoe "mihomehy", dia tsy hafa noho ny hoe "maneso"
[1.38] | ||||||||
Vocabulary | Emotions | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word maneso | ||||||||
Anagrams | maneso, mañose, masoñe |
Updated on 2023/01/05 |