Entry | 1 manaraby |
Root | 2 haraby |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Maneso; mamazivazy |
Explanations in English |
5 [1.2, 1.7] to jeer at, to ridicule. |
Explanations in French |
6 [1.8] railler; ridiculiser |
Examples |
7 [2.996] Izay rehetra mahita ahy, manaraby ahy avokoa 8 [2.4#] Dray, hoy aho mba manaraby, hono, izany, tokony hanoratra an-gazety ianao ity, fa mahita zavatra holazaina mihitsy. |
Morphology |
|
Anagrams | 13 ambarany, anabiram, anambary, baramina, iambaran, manabira, maƱabira, manaraby, mibaraƱa, niambara |
Updated on 2025/02/08 |
![]() |