|
|
|
|

Entry1  manambany
Root  2  ambany
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Manao ho tsinontsinona [1.1]
Explanations in English  5  to speak lightly of [1.2, 1.7]
6  to consider lightly of one's self or others. [1.2]
Explanations in French  7  rabaisser, déprécier [1.8]
Examples  8  Azon' ny fanjakana atao ny manambany anao, na amin' ny fiteny na ny fihetsika. [2.471#]
9  Mora ny mahita fanazavana mitsikafona sy manambany mikasika ny fanaon' ny mahantra. [1.369#]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Compound words 
Proverbs  15  Proverbs containing the word manambany

Updated on 2023/01/20