|
|
|
|

Entry (1/2)1  latsa-
Part of speech  2  morphological form of latsaka
Examples  3  na izay nikiaka mba ho latsa-drà. [2.59]
4  latsa-dranomaso i Dada nahita izany. [2.472]

Entry (2/2)5  latsa
Part of speech  6  noun
Vocabulary  7  Emotions
Explanations in Malagasy  8  gaga [Tanosy] [1.78]9  Teny maharary entimaneso na manakora olona voa; teny atao amin' izay voa tamin' ny zavatra nandrarana azy; fitenenana olona tsy mahay mankasitraka ka ampahatsiahivina azy amin' izany ny soanatao taminy. [1.1]
Explanations in English  10  reproach [1.2, 1.7]11  upbraiding [1.2]12  an insult [1.7]
Explanations in French  13  reproche, injure [1.8]
Examples  14  Sady latsa no menatr' olona. [2.69]
15  Koa aza atao latsa ho anay ny fanahy tsy ampy. [2.298]
Derivatives 
16  Active verbs :
17  Passive verbs :
18  Relative verbs :
19  Names :
20  Adjectives :
Proverbs  21  Proverbs containing the word latsa

Updated on 2023/12/13