|
|
|
|

Entry1  fandatsa
Root  2  latsa
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4  Fomba entina mandatsa na maneso ny sasany amin' ny fahoriana na fahavoazana mahazo azy
5  Azo latsaina: Ny voa tsy fidiny tsy mba fandatsa [1.1]
Explanations in French  6  Celui qu’on insulte ordinairement, la manière de railler [1.3#389]
Examples  7  Mba hahatonga ny taniny ho lao, sy ho zavatra fandatsa mandrakizay; [2.996#]

Updated on 2023/01/07