Entry | lakandamosina | |
Elementary words | lakana ; lamosina | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Ilay lempona mitsoriaka midina eo afovoan' ny lamosina, manaraka ny hazondamosina, atao koa hoe lakandrano [1.1] | |
Vocabulary | Biology | |
Synonyms | lakamosina ~ lakandrano ~ lakandrano-damosina | |
Updated on 2023/03/14 |