|
|
|
|

Entry1  lakana
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Navigation
Explanations in Malagasy  4  Fitaovana hazo na vy entina mitety na mandeha ambony rano, mita rano; matetika ny lakana dia vita amin' ny vatan-kazo lehibebe noloahana izay manjary maivana ary mitsinkafona tsy milentika [1.1]
5  Lakan-drafitra very fivoy: enti-milaza olona tsy manana na inona na inona hianteherana intsony hamonjena tena [1.1]
Explanations in English  6  A canoe. Laka is used in the provinces. [Poly. Waha, vaka, hak (?)] [1.2]
7  A dugout canoe; any small boat [1.7]
Explanations in French  8  Pirogue, petit bateau [1.8]
Examples  9  Nanantena ny hoampitaina izy rehefa miverina, nefa tsy teo intsony koa ny lakana. [2.470]
10  miendaka tsikelikely ny rafitra tsirairay aminy, ary farany dia tsy hisy intsony fa lakana goavana bontolo no sisa tavela. [2.471]
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Passive verbs :
13  Relative verbs :
14  Nouns :
15  Adjectives :
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs  25  Proverbs containing the word lakana
Illustrations 
26 
27 

Anagrams  28  kalana, lakana, lanaka

Updated on 2023/06/16