Entry (1/2) | 1 lakan-drano |
Elementary words | 2 lakana, rano |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 tatatra natao handehanan' ny rano. Masondrano tsy vita-Nanahary fa nataontanan' olombelona mba handehanana an-dakana na hanondrahana ny tany manodidina [1.1] |
Explanations in French |
5 canal [1.13] |
Examples |
6 Badain' ny tompon-tatatra ny lakandrano mankamin' ny tany tsy tiany hahazo. [2.472#] 7 Ny hadin-tany dia asa entina manamaintimolaly ny fanjakana : lakandrano, fefiloha, tetezana. [2.113#] |
Entry (2/2) | 8 lakan-drano |
Part of speech | 9 noun |
Explanations in Malagasy |
10 ilazana ny lakandamosina; ny lempona lavalava midina amin' ny lamosina [1.1] |
Vocabulary |
11 Biology |
Synonyms | 12 lakamosina, lakandamosina, lakandrano-damosina |
Compound words |
|
Updated on 2023/06/17 |