Entry |
kivy
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Tsy manana herimpo na herin-tsaina hanao zavatra fa ketraka, rera-po: Kivy ny miaramila nahare ilay vaovao nentinao
[1.1]
|
Explanations in English | Discouraged, dismayed [1.7]
|
Explanations in French | Découragé, déconcerté [1.3, 1.8]
|
| Dégoûté [1.3]
|
Examples |
1 | Misy sasany kivy nony ela ka lasa mandositra.
[2.472]
|
2 | Kivy izahay, fa tsy naharaka intsony, satria hitanay, fa mitono aina foana izany.
[2.324]
|
|
Vocabulary |
Derivatives |
Compound words |
|
Proverbs |
|