Entry |
kahihitra
(hihitra)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Mitovy amin' ny mahihitra, saingy misy hevitra fanesoana na fanaratsiana kely misisika
[1.1]
|
Explanations in English | A confirmed penurious person [1.2]
|
| Stingy, avaricious [1.7]
|
Explanations in French | Ladre, sordide d'avarice [1.3, 1.8]
|
| Lésineux [1.3]
|
| Avare [1.8]
|
Examples |
1 | Voalazan' ny mpitantara tranainy sasany fa kahihitra, masiaka, mpamitaka, mpandainga izy ireny;
[1.38]
|
2 | Tsy afa-pon'izay anjara tokana ny mason'ny kahihitra, ary mainan'ny fitsiriritana mandoza ny fanahy.
[2.996]
|
|
Synonyms | |
Proverbs |
|