|
|
|
|

Entry1  kongona
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Zoology: invertebrates
Explanations in Malagasy  4  Bibikely mpitsentsitra ra ka mahatonga hidihidy lozantany somary mahamaimay izany [1.1]5  karazana katsentsitra mivelona amin'ny ran'ny zavamiaina [1.13]
Explanations in English  6  a bedbug; a cattle tick [1.7]
Explanations in French  7  tique [1.8, 1.196]8  punaise des lits [1.8]9  punaise [1.13]10  parasite du bétail [1.196]
Examples  11  Tamin' ny sasany, feno kongona ny trano, ka rehefa alina ny andro, latsaka mipatrapatraka avy any amin' ny valindrihana ireny [2.472#]
12  noho ny hakingan'i Voahirana sy i Dolfa tamin' ireo fanamiana nahitam-pamonjena ireo dia i Lekodia kosa no asian'ny kongona sy ny parasy ao amin' ilay fisoko nanidiana azy [2.895#]
Derivatives 
13  Adjectives :
Phytonyms 
Proverbs  15  Proverbs containing the word kongona

Anagrams  16  kongona, kononga

Updated on 2023/02/27