|
|
|
|

Entry1  mahihitra
Root  2  hihitra
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Fatrapanangom-bola, nefa tsy mampiasa izany fa mitahiry fotsiny, tsy mahafoy afa-tsy kely foana; sarotiny erỳ rehefa handany vola
5  jereo mahidy [1.1]
Explanations in English  6  stingy, avaricious [1.7]
Explanations in French  7  avare [1.3, 1.8]
8  parcimonieux [1.3]
9  ladre, sordide d'avarice [1.8]
Examples  10  Be kibo mahihitra ka ny an' ny olona ihany no tadiaviny hamenoana azy. [2.558]
11  Dia hoy izy roa lahy: Sarotsarotra hiany ka tsy takatry ny mahihitra. [2.293]
Synonyms  12  kahihitra
Proverbs  13  Proverbs containing the word mahihitra

Updated on 2023/01/20