|
|
|
|

Entry1  fehikibo
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Economy: clothing
Explanations in Malagasy  4  Anja-koditra na zavatra hafa atao fehy eo amin' ny kibo [1.1]
Explanations in English  5  A girdle, a girth. fehinkibo also used [1.2]
6  A belt [1.7]
Examples  7  Ny basiny nahankiny tamin' ny rindrina, ny lefona teo anjoron-trano, ary fehikibo hoditra sy ny moara inihantokantona nanodidina ny efi-trano. [2.649#]
Other spellings  8  fehin, fehinkibo
Elementary words  9  fehy, kibo

Updated on 2023/08/29