|
|
|
|

Entry (1/3)1  faribolana
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Mathematics: geometry
Explanations in Malagasy  4  Tsipika boribory feno tanteraka ka mitovy ny elanelan' ny teboka rehetra aminy amin' ny teboka iray eo afovoany [1.1]
Explanations in English  5  A circle, a circumference, a circuit [1.2]
6  A circle [1.7]
Explanations in French  7  Cercle [1.8]
Examples  8  Nanao faribolana izahay ary niteny aho ka Robert Gagg no nandika teny ho amin' ny fiteny alema. [2.356#]
Elementary words  9  faritra, volana
Compound words 

Entry (2/3)15  faribolana
Part of speech  16  noun
Vocabulary  17  Game
Explanations in English  18  A children's game of making circles. [1.2]
Examples  19  Nitsinjaka izy sy ny ankizy, dia nitotorebika nanao faribolana hitsipy sandry eran' ny ahi-maitso mavan' ny ranomasina midadasika. [2.5#]

Entry (3/3)20  fari-bolana
Part of speech  21  locution
Explanations in Malagasy  22  Enti-milaza sary vorivory [1.1]

Updated on 2024/08/13