|
|
|
|

Entry (1/2)1  fangady (hady)
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Tools
Explanations in Malagasy  4  angady [1.78]
5  Vy voavoatra misy lelany sy zarany atao fihadian-tany, izay antsoina matetika kokoa hoe Angady [1.1]
Explanations in English  6  [Mod. s. from mangady (hady).] A spade. See angady. [1.2]
Explanations in French  7  Bêche [1.82]
Examples  8  Ary koa, misy fangady arivo milevina ao anaty farihy lehibe. [2.69#]
9  Koa raha avy izay itenenana sy andrindrana, fangady no filanjako, entana no fitondrako. [2.857#]
Synonyms  10  angady
Compound words 
Proverbs  13  Proverbs containing the word fangady

Entry (2/2)14  fangady
Part of speech  15  noun
Vocabulary  16  Botany
Explanations in French  17  (de hady : action de creuser) Il fallait creuser la terre pour obtenir ce tubercule sauvage autrefois activement recherché en cas de disette. On apprenait aux enfants à le reconnaître en même temps qu'à compter. Une comptine célèbre commençait ainsi : isa ny aviavy, roa ny amontana, telo fangady, « un l'aviavy, deux l'amontana, trois le fangady» [1.196]

Updated on 2023/06/14