|
|
|
|

Entry1  amontana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Hazo lehibe midoroboka, mitovitovy amin' ny aviavy saingy ny raviny no lehibe sy matevina kokoa, ny voany boribory sahala habe amin' ny ankiben-tongotra. Ny amontana sy ny aviavy dia fahita fahizay tamin' ny tanàna nonenan' andriana [1.1]
Explanations in English  4  large trees, of which there are amontambavy and amontandahy. The milky juice is boiled and made into bird-lime. Ficus Baroni, Baker, and Ficus trichophlebia, Baker. [1.2]
5  a large tree of the fig family [1.7]
Explanations in French  6  grand arbre, espèce de figuier, sycomore [1.8]
7  (complication orthographique superflue de amonta). Ficus baronii Baker (Moraceae). L'un des arbres sacrés des ancêtres malgaches. Symbole de la terre ancestrale et de la maternité (par son latex). Il était planté dans tous les enclos des palais royaux et seigneuriaux. [Merina] [1.196]
Examples  8  Isa ny amontana, Roa ny aviavy, Telo fangady, Efa-drofia, Dimy emboka. [2.69]
9  Koa nihazakazaka nialoha izy, dia nianika amontana anankiray hitazana azy, fa eo no handalovany. [2.996]
10  ka raha, sanatria, misy danik' andro mandoro azy avy any dia ialahy no amontana hialokalofany eto. [2.643]
Vocabulary  11  Botany: tree
Synonyms  12  amontambavy, amontandahy
Scientific name 

Anagrams  14  amantano, amontana, manatona, manatòna

Updated on 2020/07/31