|
|
|
|

Entry (1/2)1  famaky (vaky)
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3  Fomba entina mamaky [1.1]
4  Azo vakina: Boky tsy famakin' ny ankizy itony [1.1]
Explanations in French  5  Ce qu'on peut fendre, manière de fendre [1.3]
Phytonyms 

Entry (2/2)7  famaky (vaky)
Part of speech  8  noun
Vocabulary  9  Tools
Explanations in Malagasy  10  Karazam-piasana vy misy tahony hazo, izay atao hoe zarany, amakiana kitay na iasana amin' ny rafitra [1.1]
Explanations in English  11  An axe, a hatchet. [1.2]
12  An ax, a cleaver [1.7]
Explanations in French  13  Hache [1.3#802, 1.8]
Examples  14  Ny voan' ny famaky mandoa lasiray. [1.437#]
15  Hay mavesatra be iny famaky iny, hoy izy. [2.332#]
Compound words 
Zoonyms 
Proverbs  20  Proverbs containing the word famaky
Article  21  Randzavola: famaky ao amin' ny Baiboly

Updated on 2023/02/16