|
|
|
|

Entry1  fahazarana (zatra)
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Emotions
Explanations in Malagasy  4  Fomba zary toetra noho ny fanao miverimberina; toetra azo amin' ny famerimberenana zavatra na asa matetika. [1.1]
Explanations in English  5  habit; familiarity from use or practice or acquaintance [1.7]
Explanations in French  6  habitude [1.3#869, 1.8]7  familiarité par suite d'habitude [1.8]
Examples  8  Nanjary toetra raikitra vokatry ny fahazarana ny mandeha alina sy manavatsava. [2.643#]
9  Ny mpirotsaka an-tsitrapo ato amin' ny Firohotana dia ireo izay nandà ny fahazarana. [1.369#]
Compound words 
Proverbs  11  Proverbs containing the word fahazarana

Anagrams  12  faharazana, fahazarana, hafa razana

Updated on 2023/06/12