|
|
|
|

Entry1  endy
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Economy: food
Explanations in Malagasy  4  Fandrahoan-kanina maina tsy misy rano fa asiana menaka: Tsara endy ve ny hena, rankizy? [1.1]
Explanations in English  5  Anything fried [1.7]
Explanations in French  6  Friture, grillade [1.3#125, 1.8]
7  Rôti, torréfaction [1.3]
Examples  8  Hanina mantamanta rehefa avy nafanafanaina, atao lamolety, ahandroina amin' akorany, vakina fotsiny dia atao endy manta-manta. [2.332]
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Passive verbs :
11  Relative verbs :
12  Nouns :
13  Adjectives :
Compound words 
Proverbs  15  Proverbs containing the word endy

Updated on 2023/06/21