|
|
|
|

Entry1  mendy
Root  2  endy
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Nandrahoina tamin' ny menaka ary tsy nasiana rano: Efa mendy izay ny hena ka esory
5  Notenehina tsisy rano na menaka tao anaty lapoaly na makarakara vy fitonoana, mandra-pahatongany maimay: Mendy tsara izany kafe izany ka mandraraka izaitsizy
6  Main' ny hetaheta: Mendy aho izany, fa sady be sira ny laoka androany no mafana aoka izany ny andro
7  Mitaitay hanao zavatra, maimay: Mendimendy ery ny anao lahy hitaingin-dakana kanjo navadiny tampoka [1.1]
Proverbs  8  Proverbs containing the word mendy

Updated on 2023/01/05