Entry 1/3 |
doria
|
Part of speech | adverb
|
Explanations in Malagasy | Enti-milaza fotoana lava tsy manam-piafarany, ary matetika ialohan' ny teny mitovy hevitra aminy hoe "mandrakizay": Mandrakizay doria [1.1]
|
Explanations in English | Everlasting [1.2]
|
Explanations in French | Se dit d'un temps à venir, un temps indéfini [1.3]
|
Vocabulary |
Compound words |
|
|
Entry 2/3 |
doria
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Bezanozano, Tambahoaka, Tanosy]
taranaka
[1.78]
|
Explanations in French | [Tankarana]
Arrière petits-enfants ; les enfants des arrière petits-enfants. [1.19]
|
Vocabulary |
Synonyms | |
Compound words |
|
|
Entry 3/3 |
doria
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Taisaka]
masomboly
[1.78]
|
| [Bezanozano]
Masombolin-katsaka [1.78]
|
| [Tanosy]
Voanjavatra famafy, fafy [1.78]
|
| Masomboly, ambioka, ambezo voafantina [1.13]
|
Explanations in French | Semences sélectionnées [1.13]
|
Vocabulary |
|