|
|
|
|

Entry1  masomboly
Elementary words  2  maso, voly
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Voa na talion-javamaniry fantenana ka tehirizina mba hafafy na hambolena amin'ny fotoam-pambolena manaraka [1.1]
5  voan-javatra natokana ho masomboly [1.13]
Explanations in English  6  seed or cuttings or tubers for planting [1.7]
Explanations in French  7  graines, tubercules, boutures, etc. à planter, semence [1.8]
8  semence [1.13]
9  Semences réservées pour être semées, tubercules, boutures, etc. préparés pour la plantation, tout ce qui peut reproduire un végétal cultivé [1.196]
Examples  10  Ny masomboly no manome tsiry vaovao indray. [2.117#]
11  Ny fanafarana sy fivarotana ovy fanao masomboly, vaovao na nandalo fampangatsiahana, katsaka, varimbazaha, soza fanao masomboly. [1.384#]
12  Azy manokana irery kosa ny fiasana tanimboly, ny fihavana azy volana ira na roa aorian' ny fanitrihana ny masomboly na ny fanatsatohana ny taho-mangahazo. [2.470#]
Vocabulary  13  Economy: agriculture
Synonyms  14  ambeo, ambeko, ambezo, ambio, ambioka, tabiry
Analogs  15  ambioka

Updated on 2023/12/16