|
|
|
|

Entry1  taranaka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fitambaran' ny zanaka aman-jafy sy ny zanany mitohitohy hatrany, nateraky ny olona iray tany aloha; tamingana, solofo amam-para: Lany taranaka izy
4  Firazanana: Taranak' Andriana Randria ~ Taranak' alika mahay mihaza ity nentiko ho anao ity
5  Zaza natsangana mahazo mandova [1.1]
Explanations in French  6  génération, lignée [1.54]
Examples  7  Ity taranaka ity dia taranaka ratsy. [2.996]
8  Efa lany taranaka izy ireny ankehitriny. [2.117#]
9  Mendri-kodinihin'ny taranaka mandrakizay! [2.298#]
Vocabulary  10  Relationships: family
Morphology 
11  Simple :
Derivatives 
12  Active verbs :
13  Passive verbs :
14  Relative verbs :
15  Names :
Compound words 
Titles 
Proverbs  19  Proverbs containing the word taranaka

Updated on 2023/08/16