|
|
|
|

Entry (1/2)1  bomba
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  mitovy hevitra amin' ny omba [1.1]
Explanations in English  4  [1.2]
Derivatives 
5  Active verbs :

Entry (2/2)6  bomba
Part of speech  7  noun
Vocabulary  8  Military
Explanations in Malagasy  9  Fahan-tafondro, izay bala lehibe misy vy sy vanja [1.1]10  jereo baomba [1.62]11  zavatra voavoatra natao handravana na handrehetana izay iantefany rehefa alefan' ny tafondro na milina hafa [1.62]
Explanations in English  12  a shell, a bomb. [Eng. bomb] [1.2]
Explanations in French  13  bombe [Fr. bombe] [1.3]
Examples  14  Ary izao, dia vao nasiany ny Farantsay indray Mahanoro, ka maro no bomba nameliny tao [2.59]
Other spellings  15  baomba, baombo

Anagrams  16  bambo, bomba

Updated on 2021/10/15