Entry | 1 baomba |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 jereo bomba [0] |
Examples |
4 Dia tonga tokoa ny Amiraly Pierre nanjera baomba tao Mojanga [2.113#] 5 Tsy baomba tsotra intsony no nalefan' ny Anglisy, fa baomba mandoro [2.472] 6 Heverin' ny firenena iray fa hery lehibe ho azy ny fananany baomba mahery vaika maro [1.62] |
Vocabulary |
7 Military |
Other spellings | 8 baombo, bomba |
Updated on 2021/10/16 |