Entry (1/5) | 1 omba |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 fiarahana [Taisaka]
[1.78] 4 Fiarahan-dalana, fanjohiana na fanenjehana avy ao aoriana, fanarahana hevitra [1.1] |
Explanations in French |
5 action de suivre, d'aller ensemble 6 action de se ranger du côté de quelqu'un [1.3] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/5) | 14 omba |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in Malagasy |
16 Fandrakofana; fiarovana amin' ny hatsiaka na rivotra; fisakobonana amin' ny lamba na zavatra hafa tsy hangatsiaka, mbomba. [1.1] |
Explanations in French |
17 action de couvrir, d'envelopper 18 action de protéger [1.3] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (3/5) | 24 omba |
Part of speech | 25 passive verb |
Explanations in Malagasy |
26 inoana [Taisaka]
[1.78] |
Entry (4/5) | 27 omba |
Part of speech | 28 noun |
Explanations in Malagasy |
29 mponina an'ala fahagola, olon-dia ankehitriny 30 olon-dia, fanampiana, adala mirenireny an'efitra [Taisaka] [1.78] |
Entry (5/5) | 31 omba |
Part of speech | 32 noun |
Explanations in Malagasy |
33 sangomby [Taisaka]
[1.78] |
Anagrams | 34 ambo, mabo, mbao, omba |
Updated on 2023/10/01 |