|
|
|
|

Entry (1/2)1  avaratra
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Space
Explanations in Malagasy  4  Iray amin' ny vazan-tany efatra, an-kavian' ny tena raha mitodika miantsinanana; mifanohitra amin' ny atsimo [1.1]
Explanations in English  5  the north. (Mal. utara; Sans. utara?) [1.2]
6  the north [1.7]
Explanations in French  7  nord [1.3#67, 1.8]
Examples  8  Hatrany amin'ny farany avaratra, ka hatrany amin'ny farany atsimo, miova fihetsika sy miova fiainana ny ala atsinanana rehetra [2.472]
Morphology 
9  Simple :
Derivatives 
10  Names :
11  Adverbs :
Compound words 
Ethnonyms 
Toponyms 
Proverbs  19  Proverbs containing the word avaratra

Entry (2/2)20  avaratra
Part of speech  21  noun
Vocabulary  22  Forms of Address
Explanations in Malagasy  23  Enti-milaza olona hajaina, ambony na mahamenamaso, ka avy amin' izany no nahatonga ireo fitenenana toy ny hoe: tany avo avaratra [1.1]
Compound words 

Updated on 2023/07/14