|
|
|
|

Entry1  avarabaratra
Root  2  avaratra
Part of speech  3  noun
Explanations in French  4  [1.3] (duplicatif)
Examples  5  [2.5] Itsy avarabaratra itsy angamba no nisy ny tranobongon' i Ndriana mianaka?
6  [2.472] Tsy hamely anao aho, fa tsy tiako ny haka fotsiny ny taninao, ka homeko tany hafa ho solony ianao ery avarabaratra ery.
Analogs  7  atsimotsimo, atsinanananana, andrefandrefana

Updated on 2024/12/12