|
|
|
|

Entry1  avara-patana
Elementary words  2  avaratra, fatana
Part of speech  3  locution
Explanations in English  4  the place of honour in entertaining a guest; lit. north of the hearth. [1.2]
Explanations in French  5  La place au nord du foyer. C' était la place d' honneur dans la case. [2.415#2173]
Examples  6  Faribolana amin' ny ladina an-tany no ataon' izy mianakavy eo avarapatana: Rangahy ambony akalana, Ramatoa eo ankavanany, tsy alàna am-pofo I Terezy kely ka raha tsy eny amin-dreniny dia mifindra amin' I Katy, na raha tsy izany ifandimbiasan' izy roalahy fahanana. [2.470#]
Vocabulary  7  Forms of Address
Compound words 
Proverbs  9  Proverbs containing the word avara-patana

Updated on 2024/08/13