Entry amboanala (amboa, ala)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Anarana nomena ny antokom-biby misy ny babakoto ary matetika aza dia ny babakoto ihany no antsoin' ny maro hoe amboanala [1.1]
Explanations in English Generic name for lemurs. [1.2]
Explanations in French  [Tankarana] Sorte de lémurien [1.19]
 Lémur macaco [1.54]
Explanations in English Indri (Indri indri) [2.233]
Explanations in French Indri (Indri indri) [2.233]
Scientific name Indri indri
Examples Efa nadiva ho tafavoaka ny ala izy, vao nahita amboanala [2.649]
Vocabulary 
Synonyms babakoto ~ endrina
hyperonym 
Co-hyponyms 
Tables and plates The Lemurs

Updated on 2023/03/19