|
|
|
|

Entry1  zazalava
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] zanaky ny mpiray tampo izay nifanarahan' ny ray aman-dreniny fa hanana anjara mitovy amin' ny lova izay tonga hiombonana amin' izay fotoana izay
Elementary words  4  zaza, lava

Updated on 2024/12/07