|
|
|
|

Entry1  zavavy
Root  2  vavy
Part of speech  3  pronoun [Full list]
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Teny ilazana na iantsoana ny tovovavy
Explanations in English  5  [1.7] you (plur.) used between women
Explanations in French  6  [1.8] vous (plur.) se dit entre femmes
Examples  7  [2.69] Vakana inona, ry zavavy?
8  [2.895] Tsy afaka hifampitaha aminy ianao zavavy, hoy ny iray tamin' ireo sakalava.
Tables and plates  9  All the pronouns

Updated on 2024/12/10