|
|
|
|

Entry1  mifankazatra
Root  2  zatra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Enti-milaza olona roa na maro mpiaraka matetika ka mifankahazo tsara [1.1]
Explanations in French  5  être accoutumé l’un avec l’autre, être familier l’un avec l’autre, se familiariser: Mifankazatra indrindra izy roalahy (Ces deux individus sont très familiers entre eux) ~ Aza mifankazatra amin’ ny olona rehetra (Ne vous familiarisez pas avec tout le monde) [1.3#869]
Examples  6  Be dia be ny teny iraisana, ka raha vao mifankazatra kely dia mety mifankahazo hevitra; [2.285#]
7  Dia mbola mifankazatra sy mifampitsimbim-pihavanana tahaka ny samy mbola miara-belona: saingy [2.296#]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Updated on 2023/02/17