Entry (1/3) | 1 zaka |
Part of speech | 2 participle |
Explanations in Malagasy |
3 Azo entina fa tsy mavesatra amin' ny tena: Zakako io vota io 4 Lefitra: Tsy zakako intsony ny ataony ahy 5 Tanty: Tsy zakany, hono, ny fahoriany fa mafy loatra 6 Aritra: Zakanao ve izany hafanana izany? 7 Hay alamina, karakaraina: Mbola kely izy ka tsy zakany ny fananany [1.1] |
Explanations in English |
8 can be borne, can be endured [1.7] |
Explanations in French |
9 supportable, qu'on peut endurer; qu'on peut porter ou supporter [1.8] |
Examples |
10 Dia nody aho nitondra ny fo zaka. [2.643#92] 11 dia hataoko hiany izay zakan' ny aiko [2.59#225] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Toponyms |
|
Proverbs | 24 Proverbs containing the word zaka |
Entry (2/3) | 25 zaka |
Part of speech | 26 noun |
Explanations in Malagasy |
27 teny [Tambahoaka, Taisaka]
[1.78] 28 resaka [Tanosy] [1.78] 29 teny, resaka, tafa. [1.1] |
Examples |
30 Dia nody aho nitondra ny fo zaka. [2.643] |
Derivatives |
|
Toponyms |
|
Entry (3/3) | 35 zaka |
Part of speech | 36 noun |
Explanations in Malagasy |
37 fitondrana fanjakana [Taisaka]
[1.78] 38 Dity, fitondràna: Fikasana an' olombelona fa ny zaka a-Nanahary [1.1] |
Examples |
39 Dia nody aho nitondra ny fo zaka. [2.643] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Toponyms |
|
Anagrams | 43 kaza, zaka |
Updated on 2023/06/06 |