|
|
|
|

Entry (1/3)1  fanjakana (zaka)
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Politique
Explanations in Malagasy  4  Fitondrana manana ny fanapahana ambony indrindra amin' ny tany iray; fifehezana, fandidiana, fanapahana: Nandroso izaitsizy ny teto Imerina ta min' ny fanjakan' Andrianampoinimerina. / Didim-panjakana izany ka tsy azo lavina 5  Ny tany entina na fehezin' ny mpitondra iray: Nanitatratsy hita velively ny fanjakany io mpitondra io 6  Fizakana: Nisy fotoana tamin' ny tantaran' izao tontolo izao nisian' ny atao hoe fanjakandehilahy. [1.1]
Explanations in English  7  A kingdom, the government, honour, dignity, privilege, an hereditary possession. [1.2]8  government; the administration [1.7]
Explanations in French  9  le royaume, le gouvernement, le règne, l'administration; le temps, le lieu [1.3#866]10  gouvernement; l'administration; règne, royaume [1.8]11  état [1.13]
Examples  12  Ho anao ny tany sy ny fanjakana. [2.508]
13  Nifarana teo ny fanjakana Malagasy. [2.113]
Morphology 
14  Simple :
15  Prefixed :
Compound words 
Titles 

Entry (2/3)23  Fanjakana
Part of speech  24  name (toponym)
Vocabulary  25  Geography: towns
Elementary words  26  fanjakana
Tables and plates  27  Full list

Anagrams  28  Fanjakana, fanjakana, fanjanaka, Fanjakana, fanjakana, fanjanaka

Updated on 2023/05/20