|
|
|
|

Entry1  zairina
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] (lamba) Akambana amin' ny kofehy mba ho tonga akanjo: Nozairin' i Neny ny akanjoko
Avitrana, atohy: Nozairin' i Dadany fihavananay
Explanations in English  4  [1.7] to be sewed
Explanations in French  5  [1.8] qu'on coud
Examples  6  [2.472] Alohan' izany, tsy maintsy afatratra amin' ny gony ary zairina.
Root  7  zaitra
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Proverbs  12  Proverbs containing the word zairina

Anagrams  13  azariny, izairan, izarany, nizaira, rainazy, zairany, zairina, zarainy, zarinay

Updated on 2025/01/21