|
|
|
|

Entry1  zaitra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fampikambanana lamba amin' ny kofehy mba hahatonga azy ho akanjo: Tsy mbola mahay zaitra i Bozy kely
4  Fomba nanjairana: Tsara zaitra itỳ akanjonao itỳ izany! [1.1]
Explanations in English  5  sewing [1.7]
Explanations in French  6  couture [1.8]
Examples  7  Ny sarifilanelina tsy akory tsy niova, fa ny didiny, tsy ilay zaitra kitapo iray trano sahala amin' ny taloha intsony. [2.472]
Derivatives 
8  Active verbs :
9  Passive verbs :
10  Relative verbs :
11  Names :
12  Adjectives :
Compound words 

Updated on 2020/07/31