Entry | 1 zafiafy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Taisaka]
zanaky ny zafy 4 [1.1] Zanaky ny zafy, zana-jafy, na taranaka fahatelo |
Explanations in English |
5 [1.7] a great-grandchild |
Explanations in French |
6 [1.3, 1.54] fils de petits-fils ou troisième génération 7 [1.8] arrière petit-enfant |
Examples |
8 [2.59] Niterahana ny zanaka sy zafy sy zafiafy. |
Vocabulary |
9 Relationships: family |
Elementary words | 10 zafy, afy |
Anagrams | 11 fifiaza, zafiafy |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |